|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kalabe
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Anaran-kafa ilazana ny kalalao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a cockroach. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5cancrelas, blatte, cafard. [1.8]
Voambolana  6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  7kadradraka, kalalao

Teny iditra (2/2)8 kala be
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny frantsay  10chef, patron. [1.60#161]

Fivaditsoratra  11 bakela, 12 belaka, 13 kalabe, kala be, 14 Kaleba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03